Fantatra fa tena sambatra
Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Fantatra fa tena sambatra
Key F
{Fantatra fa tena sambatra ireo olona ao an-danitra
Fa akaikin’Andriamanitra mitoe-maharitra izy ireo eo ô
Fiadanana sy fihavanana madio mangarangarana
Mitombo tsy mifarana no eny an-dalan’izy ireo} ×2
{Fisaorana, fiderana, fitiavana an’Andriamanitra
Izany no antom-pianan’izy ireo}×2
A/C : R. Ndriana Rolando
©Mangazaka