FANOMEZANA
Feon'ny fiderana
FANOMEZANA
(Manomeza ho an’Andriamanitra)×2
Manànà fo madio,manànà fo mazoto
Manànà fahalemem-panahy sy fahazavan-tsaina
(N’inona n’inona atao,ataovy am-pitiavana izany)×2
(N’inona n’inona atao,ataovy am-pifaliana izany)×2
(F’izany no sitraky ny Ray,eo am-panaovana ny asany)×2
(Koa ’ndeha araraoty ny fotoana omen’ny Tompo anao)×2
(Ny fiainana an-tany)
Ny fiainana an-tany dia mandalo ihany e
Esory avokoa ireo adiadin-tsaina
Fenoy fifaliana ary esory ny hakiviana e
Diovy ny fo dia hahita an’ny Tompo
A/C : MR TAFITA