Fanoloran-tena

Ny Antso (FDL Ambatonjara)

Fanoloran-tena


Prelude
Romana Toko Faha-12
Andininy Voalohany 
Sy Faharoa
Koa Amin’izany
Mangataka Aminareo
Aho, Ry Rahalahy
Noho Ny Famindrampon’
Andriamanitra,
Mba Hatolotrareo
Ny Tenanareo
Ho Fanatitra Velona
Masina
Sitrak’andriamanitra
Dia Fanompoam-Panahy
Mety Hataonareo Izany


Jesosy O O,
Inty Aho Fa Manolotra
Ny Fo Sy Ny Fanahiko
Ary Koa Ny Fiainako
Manontolo, Ho Anao
Amin’ny Izao Sisa Izao
Dia Ataoko ‘Zay Azo Atao
Hanambarana Ny Asanao
Amin’izao Tontolo Izao


Jesosy O O
Inty Aho Fa Manolotra
Ny Fo Sy Ny Fanahiko
Ary Koa Ny Fiainako
Manontolo, Ho Anao
Amin’ny Izao Sisa Izao
Dia Ataoko ‘Zay Azo Atao
Hanambarana Ny Asanao
Amin’izao Tontolo Izao
Ny Foko Sy Ny
Fanahiko Ou Ou
Ny Fiainako Rehetra
Indro Atolotro Anao
Fenoy Ny Herin’ny
Fanahy Masina
Hahaizako Manao
Izay Sitrakao


Interlude


Ary Aza Manaraka
Ny Fanaon’izao
Tontolo Izao
Fa Miovà Amin’ny
Fanavaozana Ny Saina
Hamantaranareo
Ny Sitrapon’
Andriamanitra
Dia Izay Tsara
Sady Ankasitrahana
No Marina


Jesosy O O
Inty Aho Fa Manolotra
Ny Fo Sy Ny Fanahiko
Ary Koa Ny Fiainako
Manontolo, Ho Anao
Amin’ny Izao Sisa Izao
Dia Ataoko ‘Zay Azo Atao
Hanambarana Ny Asanao
Amin’izao Tontolo Izao


Ny Foko Sy Ny
Fanahiko Ou Ou
Ny Fiainako Rehetra
Indro Atolotro Anao
Fenoy Ny Herin’ny
Fanahy Masina
Hahaizako Manao
Izay Sitrakao


Ny Foko Sy Ny
Fanahiko Ou Ou
Ny Fiainako Rehetra
Indro Atolotro Anao
Fenoy Ny Herin’ny
Fanahy Masina
Hahaizako Manao
Izay Sitrakao


Hahaizako Manao
Izay Sitrakao


Hahaizako Manao
Iz/Ay Si/Tra/Kao


·