Fanoloran-tena

Amboaram-peon'i Betela

Fanoloran-tena


Indreto izahay Tompo รด
Fa vonona hanao ny sitrakao
Sy hanaraka ny baikonao


Koa tafio ny herinao
Izahay rehetra izao
Ka ho sambatra tokoa
Ho henika ny hasoavanao
Ary ho faly ho ankohonanao
Ka ho sambatra tokoa
Ho henika ny hasoavanao
Ary ho faly ho ankohonanao
Ary ho faly fa tena zanakao


·