Fanoloran-tena
Feon'ny fiderana
Fanoloran-tena
Ezekiela 33: 11
Inty aho ilay maditranao
Inty aho ilay nihodina taminao
Marobe ireo ota izay natao Tompo ô!
Mivalo aminao ka raiso aho,raiso aho,raiso aho Tompô!
Hebreo 10: 16_18
Ka hoy izahay miara_miredona aminao hoe Tompo ô!
Handeha aho,handeha hitory Anao
Handeha aho,n’aiza hanirahanao ahy
Vonona aho handeha na aiza aleha Tompo ô!
Inty aho,iraho aho,iraho aho,iraho aho Tompo ô!
A/C: Mr Tafita