Fanoloran-tena
Asafia Ambodihady
Fanoloran-tena
(Raiko ô henoy
Izao fivavako izao e
Fanoloran-tena mba hanao ny asanao
An an ka tolory hery ho enti-miasa ho Anao
Ary hamasino ho mendrika
Anao ry Ray
O mba henoy)x2
(Raiko ô toroy
Sy ampahafantaro anay e
Ny amin’ny fiainana homaninao ho anay
An an fa be ahiahy
Mora kivin’ny manjo
O ahitsio sy mba tafio
Ilay Fanahy
Avy Aminao)x2
A/C: Randriamanana Armand