Fanoloran-tena
Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Fanoloran-tena
Key D
1- Tsy naharesy Anao Jesosy ô!
Ny fasana izay fahavalonay
Ho famonjena anay izay nania
Ka ny saotra no atolotray.
Refrain :
Ka indreto izahay
Vonona ho Anao
Ka na inona hanjo dia tsy hiala
Satria manana Mpamonjy hatrizay
Dia JESOSY ILAY MPANAVOTRA.
2- Atolotray ho Anao Tompo ô!
Ny sainay sy ny fo, fanahy koa
Fa lehibe tokoa ilay avotrao
Ka ny saotra no atolotray.
Refrain:
A/C Mamiherintsoa Issaïa