Fangataham-pitahiana

azofi fjkm ambohipo

Fangataham-pitahiana


Jeso o indreto izahay miondrika Aminao
Mangataka ny fanahinao re
Hamasino izahay


Jeso o ireo ny vahoakanao
Vangio ny fon’ireo hahay mandray
Izay voalaza izao fitorianay izao


Jesoa3 Tompon’ny hery
Jesoa3 voninahitra anie ho Anao
Amen


·