Faneva faha-25 taona
Tanora Masina Itaosy
Faneva faha-25 taona
Na dia sarotra ny lalana nodiavinay
Tsapanay f’Ianao Jesosy o no nahay
Nampijoro hatrany ny Tanora Masina
Hilofo andro aman’alina
Fiverenana :
Miangavy Anao hanolotsaina hatrany hatranydoha
Tsy ho rendrika na misy aza tomany
Ka ho mahatoky hatramin’ny fahatesana
Tsy hatahotra ireo fandrafesana
Misaotra Anao niantso sy nifidy anay
Arovy mba tsy hanao alasafay
Ka mba tahio tsy handraraka ilo mby an
Ho mendrika ny antsonao tokoa.
Dimy ambin’ny roapolo taona izao ry Ray
No nihazonanao ny fikambananay
Tano mafy fa izao no tarigetra
Ny anay aina no fetra.
Fiverenana : Miangavy Anao hanolo~tsaina hatrany hatrany …
A/C : LovaN