Faneva CNFF
CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Faneva CNFF
Sampana Velona mijoro
Ara-panahy ny fikambananay
Tanora vonona hampandroso
Andry hery ny fiangonanay
Olom-boafidin’I Jeso Tompo
Ho apôsitôly Iraky ny Ray
Fanahy sy feo no nanavaozana anay
Hitory an-kira ny tenin’ny Ray
Ref. Feo Fihavaozana mijoro
Midera hatrany miasa ho an’i Ray
Tantara mitory ny asan’ny Tompo
No ventsoina an-kira indray
Vavaka, Asa, Fiderana, no filamatra (BASS)
ho Ampinga ho enti-miady
Handresy ny asan’izao Tontolo izao
Ka ny talenta izay nomen’ny Tompo anay
No indro ventsoina ho anao indray
A/C : Andriamparany