Faneva 45 taona katedraly

chorale MEDAY MAHAGAGA

Faneva 45 taona katedraly


1- Isika ro Tempolin’Agnahary e
Mijoro ho vavolombelon’i Jesoa
Fiombogna amin’ny Baterny raiky e e
Ho tragnobe, ho zary Hajomanga soa


Igny Jesoa, Hajomanga soa
Mpisoro sy mpinday ro mpagnanatsv e e
La ko misalasala, ndao ka mandrosoa
Ho vato masy ioregnan’ny Finoa


Hiray say isika rehetra
Laha hahadigny hiara-hiombom-bavaky e
Ankajomanga renin’ny EGLlZY
Dimy ambiefapolo tao nioregnany e
Ndao e, hitambatsy e. ho Eglizy vatan’i Kristy
ro fototsy gny TEMPOLY MASINA e


2- Misaotsy Anao lahy ahay Baba
Jagnahary mahafoy ny soa ho anay e
Tahio ahay mba ho soa ho meva
Manao gn’asanao an-tany etoy e


Masina Maria, nomenao anay
Reny mpiaro sy halainay tahaky e
Ry Reny Masina o, mivavaha ho anay
Hiegnanay gny hafatr’i lesoa.


·