FANEVA 25 A.SA.FI

A.SA.FI

FANEVA 25 A.SA.FI


Tompo ô omena dera ny voninahitrao
Tompo ô noho ny fanambinanao hatramin’izao
Ny asanao adidy miterabokatsoa
Amboara Sarobidy Fitoriana Tokoa
Zahay dia nofidiana hiasa ho mpitory
Hanainga ireo variana resintory


Tompo ô omena dera ny voninahitrao
Tompo ô noho ny fanambinanao hatramin’izao
Ny asanao adidy miterabokatsoa
Amboara Sarobidy Fitoriana Tokoa
Zahay dia nofidiana hiasa ho mpitory
Hanainga ireo variana resintory


Inao ry zoky Ianao no tena toky
Ataovy mino ny foko sakambino
Jereo ny diako Sy lalana fidiako
Tantanonao Ho vaovao


·