FANEKENA

Mpanazava sy Tily eto Madagasikara

FANEKENA


Eo anatrehanao ry Ray
no ekeko izao
Hanompo Anao mandrakizay
dia ho Anao


Ref: Ny tena sy ny saina, sy ny Fanahy
Hibanjina lay aina nomenao ahy (Fa lehilahy)


Ho tia ny fireneko
no ekeko izao
Ny antsony dia reko
Miantso izao


Ref:…


Fitiavana ny namana
No ekeko izao
Na ory na ny manana
Mitovy izao


Ref:…


Ireo lalàna folo
no toaviko
Izaho no ijoro
Tsy laviko


Ref:….


·