Fandresena ho anao

Ny Antso Fiakarana

Fandresena ho anao


Ny tontolom-piainanao dia mahavaky fo tokoa fa
Ny tompo irery no efa niteny hoe malalako ianao
Ireo fitsapana sy ireo fankampanahy dia
Ho vohavahy tokoa matoky azy ianao
Tolory azy ny fiainanao


Fiv : Satria tefy ho anao Ireo adim-pihainanao
K’aza mihemotra , tsy ho neninao
Fa sao ho diso lalana
Ireo fankam-panahy ivilio lalana
Fa izy malala izay mahatsara anao
FANDRESENA HO ANAO


Ho anao ry namako ezaho ny mirandava
Fiainana vé? Sa lalana kaleha ?
Aizimpito toa maizina be
Koa maneke azy ianao
Fa alamin’ny fiainanao
Ho voavahy tokoa
Ka hahita ny soa
FANDRESENA anie HO ANAO


A/c: Lafatra Razafimandranto


·