FANDRESENA

Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)

FANDRESENA


Fandresena be, famonjena re
No nataon’i Jesoa Tompoko
Fifaliana tokoa no mameno ny fo
F’efa vita ny fanavotana
Nogadraina sy nofatorana
Ilay satana mpampahory anay
Ka midera sy mankalaza anao
Ry Jesosy mpanjaka oh


O mankalaza ny voninahitrao
Haleloia o!


·