Fandraisana namana vaovao
AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)
Fandraisana namana vaovao
Raisinay amin’ny fo
Am-pitiavana koa
Faly izahay mandray anao
x2
REF :
Tongasoa ianao
fiadanana ho anao
Hiazakazaka hampita an’i Jesoa Tia
x2
Raisinay amin’ny fo
Am-pitiavana koa
Faly izahay mandray anao
x2
REF :
Tongasoa ianao
fiadanana ho anao
Hiazakazaka hampita an’i Jesoa Tia
x2