FANDALOVANA

TANTINE FABIOLA

FANDALOVANA


Tany no nahariana anao
Ary tadidio fa tany no hipodiananao.
Manaova ny tsara ihany mba ho tsaroana e!
Raha misy andro araiky tsy maha eto anao.


    Fahefana zegny                mandalo ô!

Hatsarana zegny mandalo ô!
Tsy hoentinao amin ny tany andehananao.
Vola aman-kariagna milofosa ianao mijaliagna.

Tsy hoentinao am-pasagna e!


Ka hoy aho hoe
Fandalovana ny eto an-tany i..
Rehefa tonga ny lera tsy maintsy mandeha ,
Fa ny soa sy tantaranao mipetraka maharitra ela.


Fandalovana eto an-tany ,
Fialonana , haratsiam-panahy , tsy mitondra makaiza , tsy aleo ve mifankatia.


Tsy vao androany fa hiara-mahita
Malama anie ity tany ity…
Androany tsara resaka rahapitso efa tsy hita…
Efa voasoratra rehefa vita dia vita.


Fahefana zeigny…


ArtSafidy(safidyenglish)


·