Fanantenana

RHL ( Rise Hight our Lord )

Fanantenana


FANANTENANA


Ny androko ny fiainako sy izay rehetra mety ho ahy
dia apetrako ho eo antananao Jesoa
reo lasa ratsy tsy nahasoa
efa voafafanao avokoa
Misaotra era-po
Nalatsakao, ny RĂ -nao soa
Nanafaka ny gadrako taloha


Ref :

Fanantenana ho ahy ianao Jesoa
Ho tena iray fanahy iray aminao tokoa
Koa indro vonona aho ny ho fonenanao ry Ray
Matoky aho
Fa hiorina aminao mandrakizay


Ampitoero anatiko ao ilay Fanahy masinao

Ahaizako, mba ho toa anao tokoa
Ka tsy izaho no velona

Fa Kristy velona ao anatiko ao
Ho tena iray tokoa
zaho sy Ianao hanomana
Ilay fianan-danitra vaovao


Ref :
Fanantenana ho ahy ianao Jesoa
Ho tena iray fanahy iray aminao tokoa
Koa indro vonona aho ny ho fonenanao ry Ray
Matoky aho
Fa hiorina aminao mandrakizay


Koa indro vonona aho ny ho fonenanao ry Ray
Matoky aho
Fa hiorina aminao mandrakizay


·