FANANTENAKO
AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)
FANANTENAKO
Fanantenako ry Tompo Mpamonjy ô! Ny ho eo akaklinao
Tsy misy ahiahy fa feno hafaliana satria manana Anao
2+3 Ka raha hisy ady sarotra na haizi-mikitroka manarona ny làlako
Dia mino matoky aho fa Ianao no hitrsilo sy hiaro ahy
Fanantenako Ry Tompo Mpamonji ô!
Fanantenako Ianao
Ny teninao no ho raiketiko am-poko
Ho fiainana mandrakiay
Ny finoana no ataoko ampinga
Ho fiarovana mandrakiay
Fanantenako tsy ho levon’izany
Fanantenako Ianao
Tafio hery sy fanantenana Handreseko ny ady am-panahy
Satria lay satana dia vinitra mafy Manakana ny làlanay
2+3 Fa ny Teninao Tompo no fitaovam-piadiko
Andreseko ny fahavaloko
Dia mino matoky aho fa tena ho mpandresy
Satria manana Anao
Fanantenako Ry Tompo Mpamonji ô!
Fanantenako Ianao
Ny teninao no ho raiketiko am-poko
Ho fiainana mandrakiay
Ny finoana no ataoko ampinga
Ho fiarovana mandrakiay
Fanantenako tsy ho levon’izany
Fanantenako Ianao