FANAIRANA
SLK Manarintsoa Finoana
FANAIRANA
FANAIRANA
1-Raha mby tonga ny ora
Hiavian’ny Tompo eto an-tany namafahazany
Moa ahita finoana amin-tsika va izy ?
Ho entiny any am-paradisa
Tohano tohano ny herinao ry mpandresy
Fikiro mafy io fahendreny
Fa maro no antsoina nefa vitsy no tonga
Handova izany fiadanan-tsoa
Raha isany ianao matokisa satria
Tsy toriana foana izao teny izao
Afafy isan’andro tsy ahasasatra anay
Handovanao ny mandrakizay
2-Be ny vokatra saingy ny mpiasa no vitsy
Ka tsy araky ny mpanangona
Ny alon-drano mahery anefa indrisy tsy hitsitsy
Fa sitrany aza be ny ho very