FANAHY MASINA MPAMPIRAY
AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)
FANAHY MASINA MPAMPIRAY
Ray, mba omeo ‘Lay Fanahinao
‘Lay Fanahy Masina Mpampahery
Izy no miandry ahy tsy ho irery
Soa, soa fa teo Ianao ry Fanahy
‘Lay Fanahy Masina Mpampiray
Ny fitokotokoana aminay
REF :
He ! MombĂ anay anio
Ny adisoako hitsio
Lalako tsilovy koa
Aza manalavitra ahy, miangavy moa
Instru........
REF : x2
He ! MombĂ anay anio
Ny adisoako hitsio
Lalako tsilovy koa
Aza manalavitra ahy, miangavy moa
‘Zany a, mba omeo ‘Lay Fanahinao
‘Lay Fanahy Masina Mpampahery
Izy no miandry ahy tsy ho irery
Soa, soa fa teo Ianao ry Fanahy
‘Lay Fanahy Masina Mpampiray
Ny fitokotokoana aminay