FANAHY MASINA HIRA FANEVA

Antokom-pihira Vetson'i Siona

FANAHY MASINA HIRA FANEVA



  1. Nomena anay ianao ry Fanahy masina ô
    Hankehery anay hanoro sy hanampy anay
    Hitory ankira ny vavao mahafaly hatraiza hatraiza
    Herezo izay x2


REF: Fanahy masina ô
Avy midina aza ela fa tongava ianao
Fanahy masina ô
Herezo hatrany hatrany fa aza sasatra ianao
Ombao ny fanomezam-pahasoavanao (x2)



  1. Indraindray ny toetranay tsy mifanaraka
    Amin’izay lazainay sy torianay
    Eo ianao hanitsy izay ts mety taminay
    Herezo izahay (x2)


REF: Fanahy masina ô
Avy midina aza ela fa tongava ianao
Fanahy masina ô
Herezo hatrany hatrany fa aza sasatra ianao
Ombao ny fanomezam-pasoavanao x2



  1. Ho anao miaraka amin’ny ray sy ny zanaka
    Voninahitra sy dera laza ihany koa
    Ho mendrika hisaotra anao anie zahay
    Herezo izahay (x2)


REF: Fanahy masina ô
Avy midina aza ela fa tongava ianao
Fanahy masina ô
Herezo hatrany hatrany fa aza sasatra ianao
Ombao ny fanomezam-pasoavanao x2


·