Fanahy masina
Antsan'ny Serafima Tangaina
Fanahy masina
1)Fanahy masina, mpanazava
miantso anao izahay
midina eto anio hitondra anay hivavaka.
Fa mila anao zahay olombelona
Hampihiratra ny maso
hahita ny lalana.
ref: Mpankahery anay,
Fanahy fitiavana
mpanafaka alahelo,
Andriamanitra fahatelo.
- Fanahy masina arotsahy
ireo fanomezana
Mitoky aminao Aho
ny foko manantena.
Fahasambarana ny anilanao
mitondra anay amin’ny fiadanana.
- Ry fanahy masina o,
miantso anao izahay,
ianao mpanazava
Mba midina hitondra anay hivavaka.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina