Fanahy Masina

Lovatiana

Fanahy Masina



  1. Herintsika e, namana sakaizan’ny Fanahy
    Izy ’lay mpitarika
    Lovantsika e, dieny ety hiaina sambatra
    Raha tarihin’ny Fanahy


Refrain:
Fa zay mino Azy, tsy Fanahy osa fa Fanahy mahery no mitarika
Izy ’lay Fanahy Masina
Izy no mampatsiahy antsika ny teny velona sy miasa
Izy ’lay Fanahy Masina


Andriamanitra miasa Izy eto an-tany
Zava-miafina sy fahagagana, zany Izy e
Miasa amin-kery sy fahefana
‘Lay Fanahy Masina, ho antsika mino e



  1. Amintsika e, miasa anivon-tsika ny Fanahy
    Alalaho ny toerana
    Ao am-pontsika e, te hamokatra kokoa ny Fanahy
    Mba omeo toerana


Refrain:
Fa zay mino Azy, tsy Fanahy osa fa Fanahy mahery no mitarika…


Fitiavana (uhmm), fifaliana sy fiadanana (Fiadanana e)
‘Zay lay izy e
Fitiavana sy fifaliana, fiadanana sy faharipo eeee
(Fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovantsoa, zany hoy ah e)
Fahamoram-panahy sy fanaovantsoa, fahmarinana sy fahalemem-panahy eee
(Fahamarinana, fahalemem-panahy, fahamoram-po)
Reo rehetra ireo, vokatry ny fanahy, ny Tompo no miasa
(Amintsika e)


Refrain:
Fa zay mino Azy, tsy Fanahy osa fa Fanahy mahery no mitarika….


·