Fanahy Masina

HOPE (Tanora Mre)

Fanahy Masina


Tongava androany, eto aminay
Mangetaheta Anao zahay,
Manasa Anao tokoa, Tompo Ray Tsitoha
Hikasika ny fiainako
Miantso mafy Anao, ireto zanakao
Ny fo miandrandra ny Tananao
Avy manatoana fa tonga ny ora,
Hiantsoko indray ny Anaranao


Refrain : Fanahy masina, midina eto aminay
Mamenoa anay androany
Fanahy masina, midina eto aminay
Mamenoa ny tsirairay


Tongava androany, eto aminay
Mangetaheta Anao zahay
Manasa anao tokoa, Tompo ray tsitoha
Kasiho ny fiainako
Miantso mafy Anao, ireto zanakao
Ny fo miandrandra ny Tananao
Avy manatoana fa tonga ny ora
Hiantsoko indray ny Anaranao


Refrain : Fanahy masina, midina eto aminay
Mamenoa anay androany
Fanahy masina, midina eto aminay
Mamenoa ny tsirairay
Fanahy masina, midina eto aminay
Mamenoa anay androany
Fanahy masina, midina eto aminay
Mamenoa ny tsirairay
Mamenoa anay androany
Mamenoa ny tsirairay


Nampidirin’i Ando Teddy


·