FANAHY MASINA

Feon'ny fiderana

FANAHY MASINA



  1. Iaina am_pifaliana aho satria faly aho fa manana Anao
    Iaina am_pitoniana aho satria izaho mahatoky Anao
    Iaina am_pitiavana aho satria izaho zanakao a!
    Ka velomy ato anatiko ny FANAHY MASINA


Ref: Arotsay, Arotsay aminay ny FANAHY MASINA
Arotsay, Arotsay aminay hitari-dalana
Mpanolo-tsaina,Mpanazava ny dianay a!a!i!
K’asandratray ary ambaranay ny fahatsaranao



  1. Ampanjakao anatinay ny FANAHY MASINA
    Mba hanananay toe-panahy araka ny sitrakao
    Ka ny fonay diovy ho tempolinao
    Ny fitiavanao, ny fifaliana avy aminao no hitoetra ao


A/C : Mr Tafita


·