Fanahy Masina

Pepe Shine

Fanahy Masina


Fanahy Masina o
Tena tiako Ianao
Izaho ’lay malalanao
Manao lalana ho Anao


Refrain: Fanahy Masina o.
Vangio indray aho
Avia mamenoa ahy
Ilaiko ny fanatrehanao.


Aoka ny fanatrehanao hameno ahy
Fanahy Masina o!
Fanahy Masina o!
Mila Anao anie aho e (Fanahy Masina o)
Ilaiko ny fanatrehanao (Fanahy Masina o)
Aoka hitoetra ianao androany (Fanahy Masina o)
Ianao ilay Malalanay
Ilaiko ny fanatrehanao


Ref: Fanahy Masina o…..


·