Fanahy Masina

Asafia Ambodihady

Fanahy Masina


Ny fofonain’i Jesoa
No indro atolony anao
Mba ho famonjena anao
Moa ve ho raisinao?


Ref: Ny handraisana ny Fanahy dia tsotra
Mihaino teny famelan-keloka
Mandre ny teny fahasoavana
Miaina amy tenin’Andriamanitra


Io no tombon-kase
Marika ho an’izay
Voantso mankamin’ny fiaina-mandrakizay


Ref: Ny handraisana ny Fanahy dia tsotra
Mihaino teny famelan-keloka
Mandre ny teny fahasoavana
Miaina amy tenin’Andriamanitra


Ny Fanahy Masina
No mampianatra
Ary mikolokolo
Hanao ny marina


Ref: Ny handraisana ny Fanahy dia tsotra
Mihaino teny famelan-keloka
Mitandrina ny tenin’Andriamanitra
Dia lasa fonenany mandrakizay


Ny fofonain’i Jesoa
No indro atolony anao
Mba ho famonjena anao
Moa ve ho raisinao?


A/C: Ratovonoharimampianina Henintsoa


·