FANAHY MASINA
Antokom-pihira Vetson'i Siona
FANAHY MASINA
- Omem-boninahitra
Ianao ry Fanahy Masina
Hazavao re ny sainay
Mba ankato ny didin’izy ray (×2)
Ref: Fanahy masina ô Avy midina ety
Fanahy masina ô tafio ny herinao
Izahay, izay mila anao, hanoro lalana (×2)
Sy hitantana ny dia (×2)
- Ho vavolombelona
Mino sy mahatoky an’i Jesoa ‘zahay
Fanahy masina ô Herezo re
Izahay tsy ho kivy tsy ho ketraka
Ref: Fanahy masina ô Avy midina ety
Fanahy masina ô tafio ny herinao
Izahay, izay mila anao, hanoro lalana (×2)
Sy hitantana ny dia (×2)
- Ho mpitory ny evanjely
Manerana izao tontolo izao
Fanahy masina ô hamasino re
Izahay mba ho mpanompo marina
Ref: Fanahy masina ô Avy midina ety
Fanahy masina ô tafio ny herinao
Izahay, izay mila anao, hanoro lalana (×2)
Sy hitantana ny dia (×2)