FANAHY MASINA Ô MIDINA

APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)

FANAHY MASINA Ô MIDINA


Fa tsy misy azo atao
raha tsy eo ianao
ry Andriamanitra mahery
Mba ho aiza ity izaho?
raha tsisy anao dia irery


(Fanahy Masina ô midina) x 3
Midina ampio izahay


A/C: RANOELISON Nirina (Ni)
Nampiditra: Lièvre Sage


·