FAMPIERITRERETANA(Inona marina moa?)

Feon'ny fiderana

FAMPIERITRERETANA(Inona marina moa?)


Inona marina moa no itiavanao ny Ray e?
Fitiavana haitraitra ve sa fitiavana mandrakizay
Inona marina moa no katsahinao e?
Fa raha ny vola sy harena mamitaka raha jerena


Ref:Fa ny anjaranao dia tanteraho izay lazainy hoa
       Fa ny anjaranao dia tanteraho izay lazainy hoa
      Ny hahafantaranao ny sitrapony dia ao anaty baiboly ou ou ou ou
      Koa meteza ianao handray ny hafatry ny Ray


Moa ve mba fantatrao ny nahatongavan’ny Tompo?
Fitiavany anao tsy ho very fa handray ny famonjeny
Koa dia inona moa no tokony ataonao e?
Tonga dia tapaho nu hevitrao f’aza dia be lazao


A/C:Mr Tafita


·