FALY RAVO
Feon-Dokanga Fihobiana (FDF)
FALY RAVO
FALY RAVO
Faly ravo , Faly izahay
Tonga Ianao , Hamonjy anay
Eh! ny hira , Asandratray
Hirahira fihobiana ventesinay
Haleloia! Haleloia
Eh Hosana! Fiderana
Haleloia! Haleloia
Eh hosana , Amen
Ndao hiara , Hankalaza
Ndao hifaly , Fety androany
Hankalaza , Ndao derao
Fa nanetry tena JESO hamonjy anao
A/C Barphino