FALIFALY BE DAHOLO

Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)

FALIFALY BE DAHOLO


REF:
Falifaly be daholo ny vahoaka manontolo
Faly mankalaza ny nahaterahan’Ilay Mpamonjy
De manao izay metimety satria tonga ny andro fety
lanilany vola anaty fotoana vetivety


Taona maro lasa izay tao an-tranon’omby iray
Ilay Mesia nahaterak’i Maria
Mpiandry ondry sy ny magy samy nitsidika namangy
Tao Betleheman’ny Jodia, Tao Betleheman’ny Jodia


ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou
REF:…


Nefa izao no tsarovy, sain-tsaino ihany koa
Fa noho ianao no nidinany tety
Tsy tongatonga fahatany na kisendrasendra ihany
Fa tonga hisolo ny helokao, maty mba ho Famonjena anao


ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou
la la la la la la la la la la la la la la la la la la la la la


Tonony sy feony : Fenosoa Raveloson


·