Falifaly

Leeky

Falifaly


Falifaly ery ianao
Mirana sy ravo fo
Raha ny tiana tsy mandao
Dia nisinda ny manjo


Fa sorena foana ianao
Raha singan-ndrery koa
Ory lava izao
Tsy hafa mihomehy
Malomaloka tarehy


Tsapanao fa izao fiainana izao
manadala mahavery raha toa mandeha irery
Fantatrao tondro tokana tsy mahazo hao
Fa ny hasambarana ny miara-dàlana


·