FALIFALY

Lehilahy FLMAK

FALIFALY


Falifaly, falifaly, faly ny tenako
Falifaly, falifaly, faly sy ravo ny fo


1-Tonga tety ’lay Mpamonjy soa
Ny anarany atao hoe: Jeso
Zaza iray av amin’ny Fanahy
Fa tsy mba natera-dehilahy


2- Indro ny Tompo Mpanjakanao
Avy koa mba ho sakaiza izao
Ndeha torio ary ankalazao
Maneran’izao tontolo izao


·