FALIFALY

Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna

FALIFALY


Falifaly izahay fa velona ho anay
Jesosy Tomponay
Mpamonjy tianay
Fahafatesana efa resy izao
Fa fiainana ho anay


Tsy hisy intsony ny tahotra
Alahelo nisava koa
Fa velona tsy ho faty mandrakizay
Ilay Tompo tsitoha
Azonay re ny famonjena
Dera, laza no atolotray


·