FALIFALY

Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha

FALIFALY


FALIFALY


Falifaly izahay izao Ray
Ka mihira fiderana ho Anao ‘ndray
Ny fo, saina, fanahy manontolo
Entina hiderana Anao daholo


Raiso re ny dera atolotray ho Anao
Fa mendrika ho Anao
Raiso koa ny haja ho voninahitra ho Anao
Anao mandrakizay


Tsikitsiky kalokalo koa
No hanehoanay ny hafaliam-po
Noho ny famonjena efa nomena
Sy ireo fitahiana sesehana


A/C : Seta M. RAMAHEFAHARISON
©Kanton’ny Fanantenana


·