Fakam-panahy

Marius Andria

Fakam-panahy


Tsy misoratra amin’ny tarehy ny atsaran-toetra
Tsy itanao anaty sary ny fakam-panahy;
Tadidio tsisy anjely amin’ny zava-drehetra
Nefa mbola be ny tsara faza manahy;
Soa lavo iny anarina ny fomba famindra
Analavitra ny taotra ny fahalemena;
Itady izay tsara ary izay tsara indrindra
Mba tsy avery ny lanjan’ny fahendrena…


Ity ny tanako raiso
Tarito amin’ny lala-mazava
Aza avela ny ankaso,
ny fakampanahy no andavo ahy.
Ity ny tanako raiso
Tarito amin’ny lala-mazava
Aza avela ny ankaso,
Na ny fakam-panahy no andavo ahy.


Rohy : https://www.youtube.com/watch?v=DaAly-FmF3w


·