Fahoriana

SLK 'lay Mpiantsa Soa

Fahoriana


FAHORIANA
Mampalahelo ity fiainana an-tany
F’izay isainana dia mila hampitomany
Mino anefa fa, ao Ianao ry Ray
Afaka manoro ny làlanay


Ref: malahelo ny fonay ry Ray
Kanefa tsy afa-manoatra izahay
Mino anefa anefa fa any ho any
Miy toeranay ankoatra ny eto an-tany


Enga anie ka mba ho azonay
Ilay fiainana mandrakizay
Fa tsy ho very maina ny finoanay
Fa hahazo valisoa avy Aminao


·