FAHAVARATRA

Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely

FAHAVARATRA


Fahavaratra ny andro, mirotsaka tsy miato
Irony Orambe, mivatravatra be, izay jerena kotsabe
Fahavaratra ny andro, manorana isan’andro
Jerenareo anie fa ny zava-boahary dia, izay jerena kotsabe


1- Mitombo be ny habetsaky ny rano
Na an-tatatra name any andoharano
Ny varatra mirefotra tokoa
Manaitra fo sy mankarary andoha


2- Mihitsoka avokoa izay asa atao.
Toy izany koa ny fivelomanao
Ianao tsy afa-mandeha nefa ny jiro tsy mandeha
Fahavoazan-dehibe


                 A/C: Alban Randriarimalala

·