FAHAFAHANA

NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE

FAHAFAHANA


FAHAFAHANA – NY FEON’NY MPANDRESY
Tsy ho ela, tsy ho ela
Uhm uhm uhm


Vao mifoha maraina e, dia sahiran-tsaigna
Mandinika aho e, aya ty hohanigne
Ty olana be, toa tsy mety mivaha
Mitombo hatrany, tsy misy fahafahagna


Izaho tsy nagniry, zao toerana izao
An’iza ny tsiny? Jesosy ambarao


Aiza e, aiza, aiza ii Jesosy ianao no fahafahagna


Ny hofantrano tsy voaloha, mahamenatra tokoa
Facturen’ny jirama, efa fito volana
Ny trosan’olona takiany, andro amagn’alignia
Ny ecolagen’ny ankizy efa toravan’ny mpampianatra


Ny orana tsy mirotsaka, ny tany tsy mamokatra
Ny tsena tsy mandeha, maty antoka ny mpivarotra
Marary tsy misy fanafody, na tokony ho sitrana
Jesosy ô, ambarao ô, omeo fahafahana


Aiza e, aiza, aiza ii Jesosy ianao no fahafahagna


Jeso ô, ianao no andrasanay, hamaha izany olan’izany
Jeso ô, ianao no antenainay, hamonjy anay amin’izany rehetra izany


Tsy ho ela, tsy ho ela
Uhm uhm uhm


·