Fa toy izao
KTLM Firaisankina Antsirabe
Fa toy izao
Fa toy izao no nitiavany,
Nitiavan’Andriamanitra izao tontolo,
Izao tontolo izao nomen’ny zanany lahy tokana, tsy ho very izay rehetra,
Izay rehetra mino azy f’hanana ny fiainana mandrakizay !
Fitia antsitram-po izay fitia omeny izao, omeny ny olony, izao tontolo izao,
Satria ny sitrany dia ny hahasambatra anao, ianao ho zanany nomeny ilay fitia !
Fa toy izao no nitiavany,
Nitiavan’Andriamanitra izao tontolo,
Izao tontolo izao nomen’ny zanany lahy tokana, tsy ho very izay rehetra,
Izay rehetra mino azy f’hanana ny fiainana mandrakizay !
Fa toy izao no,
Fa toy izao no,
Fa toy izao no,
Fa toy izao no,
nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao, izao tontolo izao,
Nomen’ny zanany,
Nomen’ny zanany,
Nomen’ny zanany,
Nomen’ny zanany,
Tsy ho very izay rehetra, izay rehetra mino azy f’hanana ny fiainana mandrakizay !
A/C : ZIZY RAHA