Fa tiako foana
DIDY Alfa
Fa tiako foana
Réf: Fa tiako foana eh
Ny eo Anilanoa
Iriko hatry ny ela be ny ho Tantananao
Fa satriko, fa satriko tokoa eh
Ny ho eo akaikinao mandrakizay
Ambarambarako eran-tany
Fa tsara loatra Ianao
Nanaiky hijaly sy ho faty mba ho avotra ho ahy
Toriko foana ny Anaranao
Na dia maro aza ireo tsy tia
Fa tiako foana fa tiako foana Ianao
Réf: Fa tiako foana eh…
Ambarambarao eran-tany
Fa be fitiavana Izy
Nanaiky hijaly sy ho faty mba ho ahy sy ho anao
Fitavana lehibe loatra
Nasolonao ahy mpanota
Fa tiako foana fa tiako Ianao
Réf: … (2)