FA SAMBATRA

Ny Tsanta Fitoriana

FA SAMBATRA


FA SAMBATRA
1- Miomana ré isika reheta izao
Tsy ho fantatrao ilay hiantsona anao
Miambena ka mivonona ianao
F’efa akaiky ny andro hitsenany anao.


RF: FA SAMBATRA IZAY VOAVELA NY HELONY
HISATROKA NY VONINAHINY
HO MAIVAMAIVANA IREO MAVESATRA ENTANA
RAHA MIARAKA AMIN’I KRISTY.


2- Avelao ré ireo ratsy izay fanao
Hanavesatra ilay fitsarana anao
Koa raiso ré hazavana nomena anao
Hanazava ny lalana halehanao.


A/C: Razafindrakoto Jean Philibert


·