Fa ny zavatra rehetra
Amboaram-peon'i Betela
Fa ny zavatra rehetra
Fa ny zavatra rehetra
Misy fara misy fetra
Koa saino tsara
Izay lazaina sy ambara
Fa sao ho neninao
Ref:
Fa Jesosy Zoky
No hery sy toky
Mba hanampy anao
Ry mpanota รด
Koa dieny izao
Mitsangana ianao
Mba hanatona Azy
Raiso Jesoa
Ho anao
Ny fitiavan’i Jesosy
Dia natokany ho anao
Koa tanteraho
Ny andraikitra sy adidy
Ho an’ny namanao