Fa mpianatro ianareo

SLK Ambohidroa

Fa mpianatro ianareo




  1. Mahafinaritra sy tsara tokoa
    Raha ny mpirahalahy
    Miara monina mifanisy soa
    Mifampitondra ho tena iray




  2. Tsy mifanafina izay tena ao am-po
    Na fifaliana na tomany
    Miara mizaka izay rehetra manjo
    Dia ny mbola eto an-tany




FIV:
Izany no famantarana, nomeny tety an-tany
Mifankatia, miara-dia, miriharia
Ts’isy hoatr’izany
Izany no ahafantaran’ny olona
Fa mpianatro ianareo
Raha toa mifankatia


·