FA MIVAVAHA
Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
FA MIVAVAHA
Oh Aza! Aza mitanondrika
Oh Aza! Aza mitanondrika
Fa mivavaha! Fa mivavaha! Fa mivavaha!
De ho tsapanao ny fahamaivanana
Mivavaka! Mivavaka amin’ny fo mitera-bokatsoa tokoa
Jesosy no nilaza tamin-tsika eh! De nilaza hoe:
Oh mankanesa aty Amiko ianareo eh! ianareo rehetra
Izay miasa fatratra sy mavesatr’entana!
Fa Izaho no hanome anareo ny fitsaharana!
Hanome anareo fitsaharana.
FMZ*