FA IZY (25ème)
Antsafi
FA IZY (25ème)
FA IZY
- Andriamanitry ny fanompoana
Izy ’lay Ray Zanaka Fanahy
Nampiombona hatrany ny fanompoana
(dimy amby roapolo taona indray)2x
Ref: Fa Izy no fihavanantsika
naha iray antsika roa tonta
Ka nandrava ny efitry ny fisarahana
tsy misy nohavahana
Ndao honerana ny zava-bita
Na ratsy na ny tsara hihoarana
Ka ny tsangambato izay hatsangatsika
Mari-pifandraisan-tanana
Faniriana sy ny hetaheta
Ny sampana Fifihazana rehetra
Hiverina amin’ilay fitiavana voalohany
Hanompo amin’ny fahadiovam-po