Fa ho ahy sy ho anao

Fanasina Imerintsiatosika

Fa ho ahy sy ho anao


Aza tomany ianao, fa ahitsio ny dia
Maheno ity tantara ity
Tantaram-pijalian’i Kristy
Mba ho antsika ety


Refrain :
Nokapohina izy, voalatsa koa
Teny nandratra ny fo
Ilay tsy nanan-tsiny, nadio am-po
Ilay nanao asa soa
Tsy an-tery anefa sanatria,
No nahatongavany tety
Fa ho ahy sy ho anao
Fitiavana, fitia lehibe


Tena sarotra anie, ny dia natao
Mba hamonjena ahy sy anao
Moa nisy fiatraikany am-ponao ve,
Ilay rĂ  nitete ?


·