Eto ianao
REVIVAL MESSENGERS
Eto ianao
Eto Ianao, NY fanatrehanao tsapanay Tompo ô! Eto Ianao
Eto Ianao, Mpanangana izay rava hatrizay Tompo ô! Eto Ianao
Eto Ianao, Mpanao mihoatra izay vitanay tompo ô! Eto Ianao
Eto Ianao, Mpanomboka tantara vaovao Tompo ô! Eto Ianao
Sitrana ny aretina
Mivaha ny famatorana
Izao, satria eto Ianao
Mirotsaka ny hosotra manapatapaka ny zioga
Izao , satria eto Ianao
Written by Pst Jocelyn Ranjarison